<-
->

Gen / Jen 22:12 And he said, Lay not thine hand upon the lad, neither do thou any thing unto him: for now I know that thou fearest God, seeing thou hast not withheld thy son, thine only son from me. Dia hoy Izy: Aza maninjitra ny tananao amin' ny zazalahy, ary aza maninona azy akory ianao; fa hitako izao fa matahotra an' Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao, dia ny lahitokanao. Dia hoy ny anjely: Aza manainga ny tànanao hamely ny zaza, ary aza manino-maninona azy akory, fa efa hitako izao fa matahotra an' Andriamanitra hianao, sady tsy nandà hianao fa nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao ho ahy. L' Ange dit : N'étends pas la main contre l' enfant ! Ne lui fais aucun mal ! Je sais maintenant que tu crains Dieu : tu ne m' as pas refusé ton fils, ton unique.