<-
->

Gen / Jen 22:11 And the angel of the Lord called unto him out of heaven, and said, Abraham, Abraham: and he said, Here am I. Fa niantso azy Ilay Anjelin' i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe: Ry Abrahama, ry Abrahama ô! ary hoy kosa izy: Inty aho. Tamin' izay niantso tany an-danitra ny Anjelin' ny Tompo nanao hoe: Ry Abrahama! ry Abrahama ô! ka hoy ny navaliny: Inty aho. Mais l' Ange de Yahvé l' appela du ciel et dit : Abraham ! Abraham ! Il répondit : Me voici !