<-
->

Gen / Jen 21:22 And it came to pass at that time, that Abimelech and Phichol the chief captain of his host spake unto Abraham, saying, God is with thee in all that thou doest: Ary tamin' izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin' ny miaramilany, dia niteny tamin' i Abrahama ka nanao hoe: Omban' Andriamanitra ianao amin' izay rehetra ataonao; Tamin' izany andro izany, Abimeleka narahin' i Fikola, filohan' ny tafiny, niteny tamin' i Abrahama hoe: Omban' Andriamanitra hianao amin' izay rehetra ataonao. En ce temps-là, Abimélek vint avec Pikol, le chef de son armée, dire à Abraham : Dieu est avec toi en tout ce que tu fais.