<-
->

Gen / Jen 17:15 And God said unto Abraham, As for Sarai thy wife, thou shalt not call her name Sarai, but Sarah shall her name be. Dia hoy Andriamanitra tamin' i Abrahama: Ny amin' i Saray vadinao, dia tsy mba hataonao Saray intsony ny anarany, fa Saraha no ho anarany. Hoy Andriamanitra tamin' i Abrahama: Ny vadinao Saray tsy hataonao Saray intsony ny anarany fa Sarà no anarany. Dieu dit à Abraham : Ta femme Saraï, tu ne l' appelleras plus Saraï, mais son nom est Sara.