<-
->

Gen / Jen 16:2 And Sarai said unto Abram, Behold now, the Lord hath restrained me from bearing: I pray thee, go in unto my maid; it may be that I may obtain children by her. And Abram hearkened to the voice of Sarai. Ary hoy Saray tamin' i Abrama: Indro, efa tsy nanome zanaka ahy Jehovah; masìna ianao, mivadia amin' ny mpanompovaviko; angamba hahazo zaza aminy aho. Dia neken' i Abrama ny tenin' i Saray. Hoy Saray tamin' i Abrama: Indro efa nataon' ny Tompo momba aho; ka mangataka anao aho mba handeha amin' ny mpanompovaviko, fa angamba hitera-dahy ho ahy izy. Dia neken' i Abrama ny tenin' i Saray. et Saraï dit à Abram : Vois, je te prie : Yahvé n' a pas permis que j' enfante. Va donc vers ma servante. Peut-être obtiendrai-je par elle des enfants. Et Abram écouta la voix de Saraï.