<-
->

Gen / Jen 16:10 And the angel of the Lord said unto her, I will multiply thy seed exceedingly, that it shall not be numbered for multitude. Ary hoy koa Ilay Anjelin' i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany. Ary hoy koa ny anjelin' ny Tompo: Hataoko marobe ny taranakao, ka tsy ho azo isaina noho ny hamaroany. L' Ange de Yahvé lui dit : Je multiplierai beaucoup ta descendance, tellement qu' on ne pourra pas la compter.