<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 1:21 | And |
Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan' aina mihetsiketsika rehetra, izay efa betsaka ao amin' ny rano, samy araka ny karazany avy, ary ny voro-manidina rehetra, samy araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. | Dia noharin' Andriamanitra ny biby vaventy anaty rano, sy ny zava-manana aina mihetsiketsika rehetra, mihelotrelotra anatin' ny rano, samy araka ny karazany avy, mbamin' ny voro-manidina manana elatra rehetra araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. |